Ny Andriamanitra inoako (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Andriamanitra inoako, Andriamanitra fitiavana
Tsy Andriamanitra masiaka mpanasazy
Tsy Andriamanitr’antoko, tsy mpanavaka foko
Tsy mpijery harena na fiaviam-pirenena,
Fa ny Andriamanitra inoakao hantra sady honena
Ka ny olona tqkptr rehetra mahazo azy
Tsy mpizara alahelo, tsy mamorona helo
Fa Izy no fitiavana
Ny Andriamanitra inoako tompon’ny fahendrena
Te hanova izay ufooqey ratsy ho tsara
Tsy mba faly manjera rubb na revolisionera
Fa manarina hatrany ireo maditra eto an-tany
Ny Andriamanitra inoako Andriamanitra tononkira.serasera.org fitiavana
Tsy mba mila takalo fa mizara
Ny mandray izay omeny no hany fandreseny

--------
Rohy:
Hevitra
ramarokoto
(
28/11/2019 12:30)
aiza ny refrain?
hery
(
30/11/2019 21:43)
Ahitsio raha misy diso
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 33495
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 23/10/2001 21:10