Fa ny zavatra rehetra (Amboaram-peon'i Betela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny zavatra rehetra
Misy fara tndylvxh misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy pvfunhy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia jurzcmg natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy tononkira.serasera.org adidy
Ho an'ny namanao
Misy fara tndylvxh misy fetra
Koa saino tsara
Izay lazaina sy ambara
Fa sao ho neninao
Ref:
Fa Jesosy Zoky
No hery sy pvfunhy toky
Mba hanampy anao
Ry mpanota ô
Koa dieny izao
Mitsangana ianao
Mba hanatona Azy
Raiso Jesoa
Ho anao
Ny fitiavan'i Jesosy
Dia jurzcmg natokany ho anao
Koa tanteraho
Ny andraikitra sy tononkira.serasera.org adidy
Ho an'ny namanao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Amboaram-peon'i BetelaVangy : 861
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ntsafi
Daty : 01/08/2023 10:55
