i-Malala (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia hono, mampijaly ny tia,
Iri-maha ory, indraindray ary dia
Rehefa ytbczxz tsy hita, zahàna satria
Mamelona aina, saina, ny fitia…

Matoky anao aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany  no hitempo…

Matoky anao tononkira.serasera.org aho, matoky anao aho…

Malala, ny antsika tsy mba toy izany,
Rehefa ilaiko, io ianao eo ihany!
Tsy mahatsiaro jaly aho, fenoinao fitia
Na eto ianao na any,  fa satria…

Matoky anao aho, hiara-dàlana amiko
Izaho ho andrinao, ianao ho hany heriko,
Na soa na ratsy ny cmffixv làlana hodiavina,
Isika dia hifampitantana,
Ho fo iray ihany no hitempo…

Matoky anao aho, matoky anao…

Tonony shvo sy feony : Lalatiana Rajaofara

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Lalatiana
Vangy : 4854
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 26/08/2014 17:22
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113