Aza Manahy (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tononkira.serasera.org Aiza (2) ry aiko
    No hahita toa anao
    Tsy misy hafa mahasolo anao
    Tsy mahita tsy misy hatram’izao

Fiv. Aza manahy (2) f’ianao no tiako
        Tsy misy haharombak’ahy
  qhzdm       Aza manahy fa ianao ihany
        Tsy laing’izany tsy misy fitaka

2. Aoka (2) ho tsapanao fa
   ykatwtsv   Sarotra ny tsy wvikdk anilanao
     Atao ahoana ny hahafoy anao
     Tsy haiko izany fa tsy misy toa anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 11183
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 16:54
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0828