ANY IANAO (MIARA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Any ianao, mvkcoghi lavitra any
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho pyaj hampangina ilay fitia
Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho nefa tononkira.serasera.org urturjnh tsy rototra
Miara
Soa fa niova toerana
Any ianao, izaho tsy any
Satriko aza lasa ianao
Any ianao manohy ny fiainanao
Ndehana herezo re ny dia
F’izaho pyaj hampangina ilay fitia
Efa hatramizay no niray lalana
Te-handositra fa tsy afa-mandeha
Dia namoron-dainga
Nivadibadika
Dia mody hoe tsy taitra
Izaho nefa tononkira.serasera.org urturjnh tsy rototra
Miara
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MIARAVangy : 4020
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : belouh
Daty : 26/09/2005 23:43
