Telo sy efatra (Herimahefasoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zaza enina umzx fito valo sivy folo, toa be loatra
Raha xfsw tsy misy indray na iray na roa, toa vitsy loatra
Telo sy efatra ihany, izay no antonony
Fa vitsy ny ambanin’izany
Telo sy efatra ihany, fara faha amboniny
Fa be ny mihoatra an’izay
Ny antsika koa dia toy izay
No mba nofinofiko
Ny tononkira.serasera.org antsika koa torak’izay
Fa tsy fxakv folo, na hoe roa
Zaza raha maro an-trano dia toy ny harena
Zaza raha vitsy an-trano dia tsy manelingelina
Telo sy efatra ihany.....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : HerimahefasoaVangy : 3975
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rakotoarimanana Jean Luc Dera
Daty : 28/10/2003 10:58