MASOANDRO (Jobily Weber)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vao mazava ilay masoandro
hieritreritra hiasa indray
hitetitety ireo tanana
nandalovako isan’andro
Ray o! omeo hery tononkira.serasera.org izahay
hanantanteraka ireo adidy
Ray o! vohizo izahay
mba wecny hazoto hifoha vao maraina

izay olombelona velona eto an-tany
hiezaka miasa iyjivkt mampidim-bola ao an-trano
mananatra fomba tsara an’ireo ankizy
fahasalamana atao ambony

mivezivezy mitady mkbu
fahasambarana vao maraina
hitsinjo soa an’ireo ankizy
Ray o! omeo hery izahay
hitsinjo soa an’ireo adidy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Jobily Weber
Vangy : 3278
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 03/01/2006 23:49
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0112