Ny haiko dia mozika (Kelly Rajerison)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na ozes ory na finaritra aho
Mamoaka ny mikobona ao anaty, tononkira.serasera.org anatiko ao
Ka manamaivamaivana ny saiko ery
Efa ela aho no nino tanteraka
Fa ny ybjteenr hivelomako ety dia ny mozika
Kintana antenaiko zay zohiko ldyvg ety
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Reko mikoriana ao amiko ao mamelombelona ery
Lazaiko anao fa ny haiko dia mozika
Mandrotsirotsy ny fiainako ety toy ny namana iray

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Kelly RajerisonVangy : 3770
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/06/2009 00:23