Lasa nitady (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasana nangingina, lasa tsy niteny anie
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any tononkira.serasera.org e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy aeqqifce mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana sfcxeyh hoy ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ydbeng ny taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
Satria mamendrofendro mafy ny alahelo
Nefa tsy maintsy mbola handeha
Lasana mba hitady ravinahitra any tononkira.serasera.org e!
Fa ny aty mijaly mafy ny mianjady
K’aleo aloha hikaroka
Mafy tokoa re ny ady
Sarotra koa ny mitady
Ny eto raha teo tsy aeqqifce mety, mihoa-pefy
Maro no tsy tan-dàlana
Ny olana koa miha-vàvana
Ka rahoviana sfcxeyh hoy ianao
Isika no mba ho sambatra?
Mafy ny tsy hifankahita
Mba toy ny inona moa
Hiverina indray ydbeng ny taloha
Hiara-hiriaria anaty tany milamindamina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 6010
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10
