Tiako ianao (Tsiory)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TIAKO wqmsbcje IANAO
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny ivgiqmr fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary mandrakizay
tononkira.serasera.org grtl Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako ianao
Rotsirotsy,tambitamby no anilanao
Na raho-mandalo na haizim-bolana
Hirahira,tononkalo no nandrakotra
Lay orim-baton’ny ivgiqmr fitiavana
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary mandrakizay
tononkira.serasera.org grtl Foana tsy misy ireo ahiahy anilanao
Tiako ianao,tiako ianao
Omaly,anio ary rahatrizay
Izaho anao,ianao ahy,tiako ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : TsioryVangy : 7192
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 30/05/2003 20:40
