Baiboly tenin’Andriamanitra (FIFOHAZANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Baiboly, tenin'Andriamanitra,
Boky manambara ny fiainana
Boky feno toky, fiadanana,
Boky feno hasambarana.


Fiv
Mba diniho fatratra
Ny Baiboly Masina
Ny Baiboly, Tena filazantsara
Amena! ho tanteraka tokoa,
Amena! 'zay lazain'ny teny ao
Tena fiainana mandrakizay, Amena!


Ao Andriamanitra zay Ray Tokoa
Ao Jesosy Zanaka Mpamonjy soa,
Ao no ahitana ny Fanahy koa
Ao ny telo nefa koa iray,

lo no fototr'aina mahavelona;
lo no tena vatsy ivelomana
Io no tena aina mahavelona;
lo no fotrotr'airia, foto-tsoa.

Be ny fitahiana efa hita tao;
Be ny fifaliana mbola raisina ao
Be ny fiononam-po atolony,
Be dia be ka misy ho anao,

Olon-dehibe mahazo soa tokoa;
Olom-bodo zazakely voky soa
Olona efa tonga voaova fo
Ota voavela, voadio.

Lova tsara fara no omena anao
Lapa soa madio, amboariny;
Làlana mazava itarihany,
Lanitra vohany ho anao

Indro raiso tsara ity Baiboly ity
Indro tano mafy zay anananao
Indro, raiso ka torio mafy hoe
Io no foto-piainantsika re
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : FIFOHAZANA
Vangy : 2288
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mbahoirayihanyizyrehetra
Daty : 16/04/2016 14:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0776