Feon'anjomara Mahajanga
24/11/2025 10:18
Les chansons de Feon'anjomara Mahajanga 22 Cliquer ici
Visites : 252
Préférés : 0 J'aime
Plus d'info
Tarika evanjelika niorina tany mahajanga tamin'ny taona 1 999. Manana raki-kira 02: Vavaka (c) Août 1999; Anao safidy (c) Août 2001 ary manana raki-tsary 01 : Ho avy Izy e! (c) Juillet 2009. Ny nahafantarana azy dia ilay hira "Praise the Lord" sy "Ho avy Izy e!."Ny tarika dia mitory ny fiavian'i Kristy fanindroany ary Manaitra ny olona rehetra hibebaka ka hanatona ilay hazo fijalian'i Kristy mba hahazoany famonjena.
Commentaires sur Feon'anjomara Mahajanga
Aucun commentaire
