Feon'anjomara Mahajanga

Nampiditra EliseeR
24/11/2025 10:18
Hiran'i Feon'anjomara Mahajanga 22 Jereo eto
Vangy : 251
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Tarika evanjelika niorina tany mahajanga tamin'ny taona 1 999. Manana raki-kira 02: Vavaka (c) Août 1999; Anao safidy (c) Août 2001 ary manana raki-tsary 01 : Ho avy Izy e! (c) Juillet 2009. Ny nahafantarana azy dia ilay hira "Praise the Lord" sy "Ho avy Izy e!."

Ny tarika dia mitory ny fiavian'i Kristy fanindroany ary Manaitra ny olona rehetra hibebaka ka hanatona ilay hazo fijalian'i Kristy mba hahazoany famonjena.

Hevitra momba an'i Feon'anjomara Mahajanga

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Feon'anjomara Mahajanga (22)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0123