Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora

Nampiditra Thierry71
2 andro lasa
Hiran'i Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora 8 Jereo eto
Vangy : 24
Mpankafy : 1 Ankafizo

Mombamomba azy

Antoko Mpihira avy ao amin'ny EKAR Md Laurent Alasora, Antananarivo Avaradrano.
Niorina tamin'ny andron'ny Paka 1995. Mihira sy midera ny voninahitr'Andriamanitra ary mitarika ny olon-drehetra hivavaka amin'ny alalan'ireo hira mafonja sy mandona ny noforoniny. Mivoy ny gadona gasigasy sy variétés ary misokatra amin'ny fiaraha-miasa rehetra.
Mpitarika sy Mpamorona : Thierry Risman

Hevitra momba an'i Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Chœur Hazavana - EKAR Md Laurent Alasora (8)

© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.033