Antsan'i Fenomanana
589
Nampiditra : rnjp
Tamin'ny : 28/10/2004 02:58:18
Mombamomba :
Tanora choral mitory teny amin'ny alalan'ny hira. Ny ahitana azy : ECAR St Louis Roi Fenomanana. mbola maromaro ny tiana ho lazaina momba azy fa aleo aho aloha hanadiady tsara. Ny vaovao farany aloha dia ny fiketrehana ny K7 volume II mitondra ny lohateny hoe "FIANGONANA FIOMBONANA"
Lisitry ny hira
Hampiditra hira- AINA AVY AMINAO
- ANDEHA HIDERA
- Arovy amin'ny Fitiavanao
- Eo am-pototry ny hazo fijaliana
- EO ANILANAO JESOA NO….
- Fa teo Ianao
- Gasikara Taninay
- Hamindrao Fo
- Hihira ho anao
- Ho iray ao aminao
Hevitra mandeha
rnjp (28/10/2004 06:58:18)