HAFARAKO IANAO (Antsan'i Fenomanana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Tanora ô, ry namako
Tanora ô, hafarako IANAO
Raha sitrakao mijoroa ho fanilo sy hazavana ho tononkira.serasera.org voninahitry ny Ray
Ny hery anananao, harena wfjwukm soa tsy mba ho uicj loa
Koa mijoroa ho fanentanana ho an'ireo trotraka
Ny afon'ny fanahy no hanavao izay rehetra atao
Koa tehirizo mafy ao am-po ny finoana obvgpo iainanao
Réf :...
Ka ho fanasina eo amin'izao tontolo izao
Ka ho mpamafy fiadanana hizara hafaliana
Hifampitantana, hiara-dia, hifankatia
Ka tsy ho kivy, tsy ho ketraka amin'ny fanaovan-tsoa
Antsan'i Fenomanana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antsan'i FenomananaVisites : 350
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Tsinjoarivo
Date : 21/09/2024 15:26