Hevitra momba an'i Antsan'i Fenomanana

Hiverina amin'ny Antsan'i Fenomanana Hampiditra hevitra
rnjp ( 28/10/2004 08:58)
Tanora choral mitory teny amin'ny alalan'ny hira. Ny ahitana azy : ECAR St Louis Roi Fenomanana. mbola maromaro ny tiana ho lazaina momba azy fa aleo aho aloha hanadiady tsara. Ny vaovao farany aloha dia ny fiketrehana ny K7 volume II mitondra ny lohateny hoe "FIANGONANA FIOMBONANA"
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1795