You are here: home > Tononkira > Antsan'i Fenomanana

Arovy amin'ny Fitiavanao (Antsan'i Fenomanana)

1-Inty aho Tompo ô, mino sy matoky anao
   Inty aho Tompo ô, vonon-kanaraka anao
   Tariho mba tsy hivily amin'ny lalanao aho
   Mba manjakà ato am-poko ianao

Omeko anao ny fiainako anjakao
Atokako ho anao, na dia tsy mendrika aza
Raiso ho anao
Ka ny sitrakao ntononkira.serasera.orgo aoka hatao
Fa tsy ny ahy Tompo ô!
Arovy amin'ny fitiavanao

2-Handray anao Tompo mpanavotra ahy
Handray anao hiantoraka eny aminao
Ny lasako no hanefy ny ho aviko
Raha eo ianao tsy hanan-tahotra aho

Coda: Inty aho, arovy amin'ny fitiavanao

Antsan'i Fenomanana
Album 5 " Hihira ho anao "

Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Mpamaky : 461
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Tsiorihasinavalona
Tamin'ny : 18/01/2020 21:42:33
ID : 12385

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo