Gasikara Taninay (Antsan'i Fenomanana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny fihavanana nampiray hina
Ny finoana ilay nahary e
Nosandaina ny fitiavan-tena
Hanangonan-karena
Hanjakan'ny fahalovana ity taninay e
Norobaina ny hasin'ity Gasikara e

Refrain:
Mba vonjeo taninay Zanahary fa marary e
Mba vonjeo taninay Zanahary fa mijaly e

2-Ireo manantena, matoky sy mino
Hamorony Fo madio
Mba ho tonga fanasin'ny tany
Ary koa ho fahazavana
Ka hanjaka eo anivonay ny teninao e
Ary ho velona ao aminao Gasikara e

Antsan'i Fenomanana 16 Février 2015
A/C : RANDRIANARIJAONA Henri
Album 5 " Hihira ho anao"
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Antsan'i Fenomanana
Vangy : 590
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tsiorihasinavalona
Daty : 18/01/2020 22:41
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0745