Taratra Hazavana Madagasikara

Nampiditra Taratrahazavana17
25/07/2025 08:31
Hiran'i Taratra Hazavana Madagasikara 13 Jereo eto
Vangy : 199
Mpankafy : 0 Ankafizo

Mombamomba azy

Mombamomba an’i Randrianaivo Lova Jean Florent
Anarana: Randrianaivo

Anarana fanampiny: Lova Jean Florent

Toerana: Toamasina, Madagasikara

Asa/Andraikitra: Filoha mpitarika sy mpihira ao amin'ny Taratra Hazavana Madagasikara

Natsangana tamin’ny 10 septambra 2017 ny tarika Taratra Hazavana Madagasikara.

Lohatenin-kira voalohany: “Finoana tsy maintsy tafita”, izay lasa faneva sy tarigetra mitarika ny tarika.

Mpitory hafatra feno finoana sy fanantenana amin’i Jesosy Kristy, amin’ny alalan’ny hira evanjelika sy fiderana, ho fanandratana sy fanehoana ny herin’ny Tompo.

Hevitra momba an'i Taratra Hazavana Madagasikara

Mbola tsisy nametraka hevitra

Hiran'i Taratra Hazavana Madagasikara (13)

© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0801