Hidera ny Tompo (Taratra Hazavana Madagasikara)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Préparer vous tous ai !!!!Aller sur la piste
Ei ei ei eiei ---eiei eiei
Ei ei ei ei -----Bouger
1)-Mitsangana anao, Hidera ny Mpanjaka
Mitsangana anao, Hidera ny Mpanjaka
Mitsangana anao, Hidera an i Jesosy
Mitsangana anao, Hidera an i Jesosy
Izy no avo indrindra Amin ny Fahefana
Manaiky azy avokoa na ilay satana
Azy ny voninahitra, dera sy laza
Ndao hiara_hivondrona hiaraka hankalaza
Andao anao e______ Andao anao e
Andao anao e ______Hidera ny Tompo
Andao antsika _____Andao anao e
Andao natsika ee___Hidera ny Tompo
Andao anao e______ Andao anao e
Andao anao e ______Hidera ny Tompo
Andao antsika _____Andao anao e
Andao natsika ee___Hidera ny Tompo
Eh mon frère ô ! Ça c’est Soukouss
Dombolo e!
Alefa Danser!! Hehahahaha!
Mitsangana anao Hisaotra ny Mpanjaka
Mitsangana anao Hisaotra ny Mpanjaka
Mitsangana anao Hisaotra ny Mpamonjy
Mitsangana anao Hisaotra ny Mpamonjy
Amin’ny Fitiavany sy ny famindram-pony
iiii.
Omeny hazavana Omeny famonjena
Amin’ny Fitiavany sy fahendrena
Ty iiiiiiiiii_
à la Swuing e, Swuing e, Swuing e Swuing
e, Swuing e Swuing e
Zegny e! -sa karakory?
Ao ve ? ---Ambience miaraka amin'ny
Taratrazavana efa hainaoooo !
Let’s Go ---Allô tsika jiaby andihy miaraka
aminay eee tsia!!
Aller taper la main, Au taper la main, taper
la main !!
Zay-- tena hainao mitsy manao azy an!!
eo!
Zay lay Soukouss Dombolo ai, avy aty
amin'ny Taratra Hazavana Madagsikara
Merci Tous le FAN’S
--------
Link:
Comments
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 11:32)
Ny hira Soukouss Dombolo dia gadona izay mampiavaka ny faritra any Congolaise ,ka novoaizina ho fiderana mafana nataon' Taratra Hazavana Madagasikara izany
Taratrahazavana17
(
25/07/2025 13:04)
Soukouss Dombolo dia gadona izay mampiavaka ny faritra any Congolaise
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Taratra Hazavana MadagasikaraHits : 177
Likes : 0 Like
Created by : Taratrahazavana17
Date : 25/07/2025 11:31
