NY FITIAVANA (ZO OMEGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
hjvdfz Ny Fitiavana mahari-po tokoa
Mora fanahy sy tsy mialona, mankato
Tsy mirehareha, tsy mba sosotra
Mino sy mandefitra @ rehetra

ref: Ny Fitiavana tsy ho tononkira.serasera.org levona
       Mandrakizay satria
       Avy amin-dRay Tsitoha
     yqrdds   Ny angatahiko dia mba hanjaka
       Ao am-pontsika anie: FITIAVANA

Ny Fitiavana dia maharitra
sy manantena ny zavatra rehetra
Tsy mitady ny azy fa tena tia
Zay no uleynxvk Fitiavana lehibe

A/C: Zo Oméga

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZO OMEGA
Vangy : 3193
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoomega
Daty : 02/07/2013 09:13
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3267