NY FITIAVANA (ZO OMEGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny Fitiavana mahari-po tokoa
Mora fanahy sy tsy mialona, mankato
Tsy mirehareha, tsy mba sosotra
Mino sy mandefitra @ rehetra

ref: Ny Fitiavana tsy daphovzt ho levona
       Mandrakizay satria
       Avy amin-dRay Tsitoha
       Ny angatahiko dia mba hanjaka
       tszqlcx Ao am-pontsika anie: FITIAVANA

Ny tononkira.serasera.org Fitiavana dia maharitra
sy manantena ny zavatra rehetra
Tsy mitady ny azy fa tena tia
Zay no Fitiavana lehibe

A/C: Zo Oméga xveqnaox

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ZO OMEGA
Hits : 3250
Likes : 0 Like
Created by : zoomega
Date : 02/07/2013 09:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317