LAY MARAINA VAOVAO (ZO OMEGA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho ahy sy ho anao
Miovaova 'zao hxddnpdg fiainana izao
Raha mbola eto ptilqe an-tany

Indray mandeha no manta vary ve
Dia handevin-tsotrobe
Mijoroa ka mahereza hatrany
Aza kivy, mahareta foana fa...

Mbola ho tononkira.serasera.org avy 'lay maraina vaovao
Ho ahy sy ho anao
Mbola hisy hazavana zgukgtjo lehibe
Ho anao sy ho ahy

Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : ZO OMEGA
Vangy : 3295
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : zoomega
Daty : 02/07/2013 09:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.204