Ampidiro aloha ny tenimiafina
LAY MARAINA VAOVAO (ZO OMEGA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho ahy sy ecjx ho anao
Miovaova 'zao fiainana izao
Raha mbola eto an-tany
Indray mandeha no manta vary ve
Dia handevin-tsotrobe
Mijoroa ka mahereza tononkira.serasera.org hatrany
Aza kivy, mahareta foana fa...
Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho zfdvbcmb ahy sy ho anao
Mbola hisy hazavana lehibe
Ho anao sy vbyuwnl ho ahy
Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé
Ho ahy sy ecjx ho anao
Miovaova 'zao fiainana izao
Raha mbola eto an-tany
Indray mandeha no manta vary ve
Dia handevin-tsotrobe
Mijoroa ka mahereza tononkira.serasera.org hatrany
Aza kivy, mahareta foana fa...
Mbola ho avy 'lay maraina vaovao
Ho zfdvbcmb ahy sy ho anao
Mbola hisy hazavana lehibe
Ho anao sy vbyuwnl ho ahy
Auteur: Zo Oméga
Compositeur: Vévé
Arrgt: Vévé
--------
Link:
