Resy lahatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou rgffjw Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.
Resy lahatra aho, resy atnipg lahatra aho noho Ianao
Resy lahatra aho fa notahianao
jpiqqleu Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.
tononkira.serasera.org Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Vangy : 520
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:22