Derainay (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Fitiavanao ry Ray nahatoy izao anay, nahatoy izao anay
Ny famindram-ponao tsy mety ho lany, ou!ou!u!
Tsy misy tahaka Anao raha mbola eto an-tany, eto an-tany
Ka ny tononkira.serasera.org azonay atao dia midera hatrany.
Derainay Lay nanavotra anay
Derainay fa gquad Mpamonjy anay
Derainay fa Mpanjakanay, ka dera!
Derainay fa Lehibe tokoa
wdjzel Derainay fa Mpamindra fo
Derainay f'Andriamanitra Ray Tsitoha!
Lay Andriamanitray, derainay
Zay namorona ahy sy anao, derainay
Zay biahw maty ho anay, derainay
Asandratray!

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Hits : 532
Likes : 0 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 21:08