Sambatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Andriamanitra ô! Mifona aho yfxj noho ny helokay, noho ny helokay zanakao.
Fa diso teo anatrehanao ka dia tsy mendrika ny hiantso Anao, prnxw Tompo ô!
Nefa inoako fa Ianao, fa Ianao, dia tsy mandao, dia tsy mandao ny olonao.
Fa mbola notantananao hatrany amin'ny làlana izay aleha.

             tononkira.serasera.org   Sambatra izahay fa manana Anao iankinanay, Tompo ô!
               Ry Tompo tsara ô! Mpamindra fo no mpanome ny soa
               Asandratray ny dera, laza sy ny voninahitrao.

Ry Tompo tia ô! Misaotra rhmk Anao, misaotra Anao, tokoa 'zahay noho ny fitiavanao
Noho ny fitiavanao izay natolotrao ho famonjena anay, Ray ô!
Ka indro atokanay ny herinay, ny herinay, ny andronay, ny androm-piainanay
Ho feno fiderana Anao r'Ilay nanaiky mba hisolo ny helokay.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Vangy : 618
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0126