Paradisa (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa kgeql natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo adalana zay noheveriko hoe mahasoa.

          Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
     pubb      Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
    tononkira.serasera.org       Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
          Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.

Hasambarana sy xrln fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Vangy : 584
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:11
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3165