Resy lahatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.

        tycdt   Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
    wmwjwjik       Resy lahatra aho fa notahianao
          Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
          Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.

    kgvooit       Fitiavana tsy mety ritra no tononkira.serasera.org natolotrao anay
          Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
          Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Visites : 649
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:22
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0163