Resy lahatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.

          Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
          Resy kbewt lahatra aho fa notahianao
          Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
          Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.

          Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
          Na tsy mendrika aza izahay tononkira.serasera.org dia tsy rbvsph foinao ho very
   xvfsbvo        Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Hits : 651
Likes : 1 Like
Created by : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:22
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094