Paradisa (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo vnwaimij adalana zay noheveriko hoe mahasoa.
Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
xhmfig Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
plarjfl Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.
Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Vangy : 586
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Zhoutoavina
Daty : 21/10/2025 20:11