Resy lahatra (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)
Mbola reko ilay feo niantso ahy
Toa manainga mampihetsi-panahy
Miantso ahy hody tononkira.serasera.org amin'izay ao an-tranon'Ilay Ray
Satria Izy tia ahy.
xcrpszr Resy lahatra aho, resy lahatra aho noho Ianao
Resy lahatra aho fa notahianao
Resy lahatra aho, ka mba raiso amin'izay
gdvkou Ho vavolombelonao, anio sy ampitso, rahatrizay.
Fitiavana tsy mety ritra no natolotrao anay
vfomlcc Na tsy mendrika aza izahay dia tsy foinao ho very
Fa ho eo Anilanao mandrakizay.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Visites : 617
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:22