Ampidiro aloha ny tenimiafina
Paradisa (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY tononkira.serasera.org (Zhoutoavina)
Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana ytbjap 'reo adalana zay noheveriko hoe mahasoa.
Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ivnrn fwrq ny fatotra
Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.
Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)Visites : 516
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:11