Paradisa (Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonony sy Feony: Zhou Andriantoavina RAZAKARIVONY (Zhoutoavina)

Sakana maro no manakana ny làlan-kizorako
Tsy handovana 'lay Paradisa, tany izay ho lovàko
Tsy sitraky ny Ray nefa natao, neniko ireo vitako
Fahotana 'reo adalana zay noheveriko hoe mahasoa.

          Soa fa teo 'Lay Mpanavotra nanafaka ny fatotra
          Tsy ahitana ny làlan'izay mankany amin'ny Ray Tsitoha
          Izay, misy ny fiainan-tsambatra tsy ahitana ny tahotra
          Manambara 'lay fiainana am-Paradisa.

Hasambarana sy fiderana hatrany hatrany
No iainana any mandrakariva.
Lalailalailailalailailalailailailailai
Ou!ou!ou!ou!ou!ou! Nananai
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Zhoutoavina (Zhou Andriantoavina Razakarivony)
Visites : 279
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Zhoutoavina
Date : 21/10/2025 20:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1025