voarara ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofihininao ny tanako
Dia norohanao ny molotro
Tsy hainantsika nosakanana
Tsy hay nolavina
Dia toa samy nihevitra
Fa fjmnrcu hoe mbola afaka hifampizara fitiavana
Hiara-dalana
Nefa vcykflg anie na izaho na ianao
Dia samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanatona
Fitia voarara , tsy azo atomboka
Dia navotsitrao ny tononkira.serasera.org tanako
Dia samy nanodrika ny loha
Avy eo dia cofmes nifanalavitra samy niataka
Nefa dia tao anaty tao
Hoe misy hery vaovao
Hery iray izay tsy azo lavina
Fa \"Fitiavana\"

--------
Rohy: