Anontanio azy ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela be mihintsy aho
No tsy mba nahita azy intsony
Tsy nandre mihintsy yqnlwey izay mikasika azy
Fa hatramin’ilay adiady iny
No tsy mba nifanena intsony
Nefa mino aho f’izy izay mety efa psbjdha tony
Izaho aty dia efa te-hahita azy indray
Efa nanadino ireo adiadinay
Ref : Fa mba anontanio azy kely
Mbola ao ve ilay fitiavana
Fa mba tononkira.serasera.org anontanio azy kely
Efa adino ve ilay namana
Fa mba anontanio azy kely
Tsy dxihtkr mety intsony ve ilay fiarahana
F’izao aty mbola te ho-tantanana
http://tarikazay.alterlinks.com/
No tsy mba nahita azy intsony
Tsy nandre mihintsy yqnlwey izay mikasika azy
Fa hatramin’ilay adiady iny
No tsy mba nifanena intsony
Nefa mino aho f’izy izay mety efa psbjdha tony
Izaho aty dia efa te-hahita azy indray
Efa nanadino ireo adiadinay
Ref : Fa mba anontanio azy kely
Mbola ao ve ilay fitiavana
Fa mba tononkira.serasera.org anontanio azy kely
Efa adino ve ilay namana
Fa mba anontanio azy kely
Tsy dxihtkr mety intsony ve ilay fiarahana
F’izao aty mbola te ho-tantanana
http://tarikazay.alterlinks.com/
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : 'ZayVisites : 29115
Préférés : 5 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 22/10/2001 00:10
