You are here: home > Tononkira > 'Zay

Ampy ahy ('Zay)

https://tononkira.serasera.org/hira/zay/ampy-ahy-2

Notazanao ho ahy ireo voninkazo soa
hanehoanao ny fitiavanao ahy
Novidianao ahy koa diamondra vato soa
Mbola haneonao ny fitiavanao ahy

Dia niady saina ianao refa indraindray
Tsy naita ho atolotra ho ahy
Mitaintaina koa no sady manahy
Soa dia tsy ho faly aho

REF: Ilay fitiavanao ihany anie de ampy ahtononkira.serasera.orgy
Ampy hanadinoko ireo sentosento toloko
Tsy mila zavatra hafa aho f'aza manahy
Milamina aho refa hoe tinao
Ampy ho ahy ny fitiavanao

Dia nosainintsaininao ireo zavatra rehetra
Mety ho tiako sy hahafaly ahy
Dia notadiavinao, na dia sarotra hita
Anehoanao ny fitiavanao ahy

Dia niady saina ianao....

REF: Ilay fitiavanao ihany

Hevitra mandeha

koloina20 (18/01/2020 19:23:29)

Tsara

tahina56 (16/11/2016 18:35:41)

milay be e!

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : 'Zay
Mpamaky : 7500
Mpakafy : 3 Ankafizo
Nampidirin'i : claude14
Tamin'ny : 11/11/2016 17:32:19
ID : 8940

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo