voarara ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofihininao ny tanako
Dia norohanao ny molotro
Tsy hainantsika nosakanana
Tsy hay nolavina
Dia tononkira.serasera.org toa samy nihevitra stlumb
Fa hoe mbola afaka hifampizara fitiavana
Hiara-dalana
Nefa anie na izaho na ianao
Dia samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanatona
Fitia voarara , tsy azo atomboka

Dia navotsitrao ny tanako
Dia samy nanodrika ny loha
Avy eo dia nifanalavitra samy niataka
Nefa dia tao anaty tao
Hoe misy hery vaovao
Hery hdiqxg cnka iray izay tsy azo lavina
Fa \"Fitiavana\"

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : 'Zay
Visites : 11362
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : tianakely
Date : 27/02/2005 08:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0327