voarara ('Zay)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nofihininao ny tanako
Dia norohanao ny molotro
Tsy hainantsika nosakanana
Tsy hay nolavina
Dia anpyydwy toa samy nihevitra
Fa hoe mbola afaka hifampizara fitiavana
Hiara-dalana
Nefa snod anie na izaho tononkira.serasera.org na ianao
Dia samy mahalala fa efa voafatotra tapa-dalana
Na dia teo aza ilay fitiavana izay nampifanatona
Fitia voarara , tsy azo atomboka

Dia navotsitrao ny tanako
Dia samy nanodrika ny loha
Avy eo dia nifanalavitra xlpwhy samy niataka
Nefa dia tao anaty tao
Hoe misy hery vaovao
Hery iray izay tsy azo lavina
Fa \"Fitiavana\"

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : 'Zay
Hits : 11597
Likes : 0 Like
Created by : tianakely
Date : 27/02/2005 08:53
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0495