TSY HOLAZAIKO ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy holazalazaiko anao, tsy hotantaraiko
Fa ao anatiko watomd ao mbola misy azy foana
Na dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina ny anarany
Na dia teo aza ianao nisolo toerana azy
Mbola henoko hatrany ny fahabangany
Na dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina uyydh ny anarany
Izany rehetra izany anefa,
Tsy natao hanimbana anao
Fahatsiarovana mitoetra, hijanona ho ahy
Fa raha ilay fiarahantsika, mbola hitohy tsy ho vita
Fa ny tsiaroko azy kosa hijanona ho ahy
Na dia teo aza ianao nisolo toerana tononkira.serasera.org azy
Mbola henoko hatrany ny fahabangany
Na rhumz dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina ny anarany
Izany rehetra izany anefa...

--------
Rohy: