TSY HOLAZAIKO ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy holazalazaiko anao, tsy hotantaraiko
Fa ao anatiko ao tononkira.serasera.org mbola misy azy foana
Na dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina ny anarany
Na dia teo aza ianao nisolo toerana azy
Mbola mcqnbvls henoko hatrany ny fahabangany
Na dia tsy itquzxf eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina ny anarany
Izany rehetra izany anefa,
Tsy natao hanimbana anao
Fahatsiarovana mitoetra, hijanona ho ahy
Fa raha ilay fiarahantsika, mbola hitohy tsy ho vita
Fa ny tsiaroko azy kosa hijanona ho ahy
Na dia teo aza ianao nisolo toerana azy
Mbola henoko krzqvjck hatrany ny fahabangany
Na dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy haiko novonoina ny anarany
Izany rehetra izany anefa...

--------
Link: