TSY HOLAZAIKO ('Zay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy holazalazaiko anao, tsy hotantaraiko
Fa tononkira.serasera.org ao anatiko ao mbola misy azy foana
Na dia tsy eo intsony aza ny salovantavany
Tsy qxougv haiko novonoina ny anarany
Na dia teo aza ianao nisolo titvcbf toerana azy
Mbola henoko hatrany ny fahabangany

Tsy haiko novonoina ny anarany
Izany rehetra izany anefa,
Tsy natao hanimbana anao
Fahatsiarovana mitoetra, hijanona ho ahy
Fa raha ilay fiarahantsika, mbola hitohy tsy ho vita
Fa ny tsiaroko azy kosa hijanona ho rwabjof ahy
Na dia teo aza ianao nisolo toerana azy

Izany rehetra izany anefa...

--------
Lien: