NORARANA (zanny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa rarana ianao
Norarana, mba
Tsy hiara-dia gjzmwd amin’ny olon-tsahirana
Fa hahay hifikitra sy hiriaria
Amin’ny olona misy hamikirana
Satria ianao, ilay hatsaran-tarehy,
Reharehan’ny fianakaviana
Ka hatao fitaovam-pitadiavana
Hamidy sy hampiratiana
Malahelo ihany ny fonao
Ny hanifika ilay efa nekena
Nefa tononkira.serasera.org voarara sy voakiana
Hoe mampanjaka fitiavan-tena
Fa raha lehilahy tsisy harena hono
Tsy sahaza ny ho anao wtbkh raha vadiana,
Satria kisoa bory Rambo ireny
Ts’isy ho zsfx raisin’ny fianakaviana
A/C ZANNY
Norarana, mba
Tsy hiara-dia gjzmwd amin’ny olon-tsahirana
Fa hahay hifikitra sy hiriaria
Amin’ny olona misy hamikirana
Satria ianao, ilay hatsaran-tarehy,
Reharehan’ny fianakaviana
Ka hatao fitaovam-pitadiavana
Hamidy sy hampiratiana
Malahelo ihany ny fonao
Ny hanifika ilay efa nekena
Nefa tononkira.serasera.org voarara sy voakiana
Hoe mampanjaka fitiavan-tena
Fa raha lehilahy tsisy harena hono
Tsy sahaza ny ho anao wtbkh raha vadiana,
Satria kisoa bory Rambo ireny
Ts’isy ho zsfx raisin’ny fianakaviana
A/C ZANNY
--------
Rohy:
