You are here: home > Tononkira > zanny

Mba hahatsiarovanao ahy (zanny)

Ity hira ity ho anao
Mba hahatsiarovanao ahy
Rehefa injay fa tonga
Ilay ora hisarahana
Ho anao mba hampatsiahy
Sy hamerina ao am-ponao
Ny endri-pitia nomeko anao



Ity hira ity  ho anao
Mba hahatsiarovanao ahy
Rehefa tonga  
Ilay ora hisarahana
Ho anao mba hampatsiahy
Ny htononkira.serasera.orgabe ny ditra vitantsika
Sy hamerina ao am-ponao  
Ny endri-pitia nomeko anao



Fa sanatria tsy hamohafoha
Ilay fota-mandrim-pahatsiarovana
Na hamendrofendro fo
Izay efa hana sy torovana
Fa mba tsiahy ny taloha
Ireo ranao raraka omaly
Ireo tsy nety nefa vitantsika
Aza atao mampitomany




A/C   ZANNY

Mpihira : zanny
Mpamaky : 2592
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : ryti
Tamin'ny : 01/03/2007 10:04:29
ID : 4250

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo