You are here: home > Tononkira > zanny

IREO FOTOANA FOHY (zanny)

Aza misy anenenana
Ireo fotoana fohy
Nahafahantsika
Fa na dia ratsy fiafarana
Aza izy ireny dia
Ampy nahatsapana
Ny tao am-po nifankahalalana
Sy nahafahana nampitana



Ireo vetso, vetso maro samihafa
Nahatonga antononkira.serasera.orgtsika hifanantsafa
Hifandray tsy ankihafahafa
Hifampidinika sy niray tafa
Ny fahoriana niaraha-nizaka



Fa saingy ankehitriny
Hadino ireny rehetra ireny
Tena niofo ilay fahiny
Zara aza isika raha nifanimpy teny






A/C  ZANNY

Mpihira : zanny
Mpamaky : 2442
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 05/03/2007 11:08:41
ID : 4265

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo