NORARANA (zanny)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa rarana ianao
Norarana, mba
Tsy hiara-dia hozg amin’ny olon-tsahirana
Fa hahay hifikitra hskwtnl sy hiriaria
Amin’ny olona misy hamikirana



Satria ianao, ilay hatsaran-tarehy,
Reharehan’ny fianakaviana
Ka hatao fitaovam-pitadiavana
Hamidy sy hampiratiana



Malahelo ihany ny fonao
Ny hanifika ilay efa tononkira.serasera.org nekena
Nefa voarara sy voakiana
Hoe mampanjaka fitiavan-tena



Fa raha dwjqclyr lehilahy tsisy harena hono
Tsy sahaza ny ho anao raha vadiana,
Satria kisoa bory Rambo ireny
Ts’isy ho raisin’ny fianakaviana





A/C ZANNY

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : zanny
Hits : 3442
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/03/2007 12:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0301