Tsy ory (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao milaza very fitia nefa tsy rqcqwhnn mahatsapa
Maloka sy reraky ny ady, mila tohana
Mahatsiaro tena ho irery, tsisy hery nefa tsy mandray
Miandrandra fitia avy amin'ny hafa nefa manana
Fa narianao aiza ilay fitokiana nanananao ?
Tsy hitanao ve izay ao aminao ka mitady hafa indray ?
Tsy ory ianao satria fitiavana
Ny fiainana anie ka fianarana
Manankarena, jofm manam-pahendrena ihany koa
Izay no maha ianao ongs anao, oh oh oh
Tsy ory...
Tia mitsiky ianao nefa mora tohina
Mandray akaiky izay lazain'olona avy eo tononkira.serasera.org
« TIA FA TSY AFAKA INTSONY »
Iza kay no manome fitiavana anao raha tsy Izaho ?
Voahozona izay mitoky amin'olona ka inona ary no hataonao ?

--------
Rohy: