Ampidiro aloha ny tenimiafina
Izaho sy ianao (Wakea)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao toa olona iray ihany
Samy te ho hita sy te ho re
Izaho sy ianao, fisainana iray ihany
Samy mangetaheta ny hisongadina
Te ho fantatra lalina sy ho azo tsara
Te hahatsapa fa omen-danja, te hiavaka
Ho tokana tsy ampitahaina amin'iza na iza
Sahirana manome nefa te handray
Sao dia orbl efa ilay sitraka aman'olona no mampihetsika ahy tononkira.serasera.org amin'izao ?
Mbola izay tiako iqmucf ve no ataoko ao sa izay ilain'ny manodidina ahy koa ?
Toa ewzs reraka manafina ahy aho, nakaiza koa ilay lokonao ?
Tena sitrakao ve ianao izao ? Sao ho fatin'ny hambopo...

--------
Lien: