Tsy ory (Wakea)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao zqoafg milaza very fitia nefa tsy mahatsapa
Maloka sy reraky ny ady, mila tohana
Mahatsiaro tena ho irery, tsisy hery nefa tsy mandray
Miandrandra fitia avy amin'ny hafa nefa manana

Fa narianao aiza ilay fitokiana nanananao ?
Tsy hitanao ve izay ao aminao ka mitady hafa indray ?

Tsy ory ianao satria fitiavana
Ny fiainana mfqabqe anie ka fianarana
Manankarena, manam-pahendrena ihany koa
Izay no maha ianao anao, oh oh oh
Tsy ory...

Tia mitsiky mbdtf ianao nefa mora tohina
Mandray akaiky izay lazain'olona avy eo
« TIA FA TSY AFAKA INTSONY »
Iza kay no manome fitiavana anao raha tsy Izaho ?
Voahozona izay mitoky amin'olona ka inona ary no hataonao tononkira.serasera.org ?

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Wakea
Visites : 106
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : RHEG
Date : 12/08/2026 10:39
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3066